Header AD

Euro 2016 : maka an'i Argentine hatrany isika, hoy ny senatera Lilyson



Tsy hay mazava na fandrangitana na inona fa raha sahiran-tsaina mikaroka azy ireo mpitandro filaminana dia fantatra izao fa migalabona mijery baolina kitra fotsiny ity senateran'i Madagasikara ity, ny ekipam-pirenen'i Argentine hono no alainy amin'ny lalao Euro 2016.

Raha sendra nijery ny kaontin'Atoa René Lilyson izahay teny am-panombohan'ny Euro dia izao no hitanay tao :



Aleonay tsy mitsikera fa anjaranareo no mametraka kômantera.
Euro 2016 : maka an'i Argentine hatrany isika, hoy ny senatera Lilyson Euro 2016 : maka an'i Argentine hatrany isika, hoy ny senatera Lilyson Reviewed on juin 29, 2016 Rating: 5

Post AD